plt_tn/1sa/25/30.md

16 lines
675 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy mandresy lahatra an'i Davida i Abigaila.
# ny tompoko ... ny tompoko ... ny tompoko ... ny mpanomponao
Ataon'i Abigaila toy ny hoe olona roa samihafa ny tenany sy Davida mba hampisehoana fa manaja an'i Davida izy. "ianao ... ianao ... ianao ... aho"
# Tsy ho enta-mavesatra ho anao
Ambaran'i Abigaila fa raha misafidy ny tsy hanao valifaty i Davida dia hanana fieritreretana madio rehefa ataon'i Yaveh mpanjakan'Israely. DH: "Ho faly lalandava ianao fa nanao araka izay nataonao"
# rehefa hanao soa ho an'ny tompoko i Yaveh
Izany hoe, rehefa tena mametraka azy ho mpanjaka Yaveh aorian'ny fahataperan'ny fiandrianan'i Saoly.