plt_tn/1sa/24/08.md

4 lines
269 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ahoana ianao no mihaino ireo lehilahy izay manao hoe: 'Indro, mitady hanao ratsy anao Davida?
Fanontaniana fampisainana io. Azo adika ho fanambarana tsotra io. DH: "Ianao dia tsy tokony hihaino ireo olona izay milaza hoe: 'Indro, mitady hanisy ratsy anao i Davida."