plt_tn/1sa/23/10.md

16 lines
400 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# hoy i Davida
"Nangataka i Davida" na "Nivavaka i Davida"
# efa ren'ny mpanomponao tokoa ... araka ny ren'ny mpanomponao ... teneno ny mpanomponao
Ataon'i Davida toy ny hoe olon-kafa izy mba hanehoana fanajana an'i Yaveh. DH: "reko tokoa ... araka ny reko ... lazao amiko"
# hanolotra ahy ho eo an-tanany
Eto ny "tanana" dia ilazana ny hery na ny fahefana.
# handringana
"handresy tanteraka"