12 lines
474 B
Markdown
12 lines
474 B
Markdown
|
# Nangataka alalana fatratra tamiko mba handeha
|
||
|
|
||
|
"Nangataka ahy mba hamela azy handeha"
|
||
|
|
||
|
# raha efa nahita sitraka teo imasonao aho
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "imaso" dia ilazana ny fahitana, ary ny fahitana dia ilazana ny fihevitra na ny fitsarana. Adikao araka ny ao amin'ny 20:3 io. DH: "Nahafinaritra anao aho" na "raisinao am-pankasitrahana aho"
|
||
|
|
||
|
# an-databatry ny mpanjaka
|
||
|
|
||
|
Ataon'i Jonatana toy ny hoe olon-kafa i Saoly mba hampisehoana fa manaja an'i Saoly izy. DH: "an-databatrao"
|