4 lines
360 B
Markdown
4 lines
360 B
Markdown
|
# ary notiavian'i Jonatana tahaka ny fanahiny ihany izy
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "notiavina" dia ilazana ny fitiavana eo amin'ny mpinamana fa tsy ilay fitiavan'olon-droa. Ny "fanahy" dia maneho ny ain'ny olona iray. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 18:1. DH: "Tian'i Jonatana tahaka ny nitiavany ny tenany i Davida" na "tian'i Jonatana tahakana ny ainy ihany i Davida"
|