plt_tn/1sa/14/33.md

16 lines
598 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tamin'ny fihinanana niaraka tamin'ny rà
Fandikana ny lalàna izay nomena an'i Mosesy ho an'ny firenen'Israely izany. Io dia azo atao mazava. DH: "tamin'ny fihinanana hena tsy nampitsika ny rà araka izay takian'ny lalàna aloha"
# Nanao izay tsy mahatoky ianareo
Miampanga ny tafiny manontolo ho nanao izay tsy mahatoky i Saoly na dia tsy izy rehetra aza izany.
# Ankehitriny, manakodiava vato lehibe eto ho ahy
Ilay vato no hampihantona ilay biby ka hanamora ny fanatsihifana ny ràny.
# vonoy eto ireo, ary hano
Izany no ahafahan'i Saoly mizaha raha niala tsara tamin'ireo biby ny rà.