plt_tn/1sa/10/07.md

4 lines
198 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ataovy izay rehetra hitan'ny tananao fa tokony ho atao
Eto dia resahin'i Samoela tahaka ny hoe olona miezaka ny hahita zavatra ny tanan'i Saoly. DH: "ataovy izay rehetra heverinao fa mety hatao"