plt_tn/1sa/08/06.md

12 lines
575 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nefa tsy nankasitrahan'i Samoela izany ... Omeo mpanjaka izahay mba hitsara anay
Tsy faly i Samoela fa tsy vitan'ny naniry azy hanala ireo zanany simba toetra ary hanendry mpitsara tsy marina fotsiny ny olona, fa naniry ny hisian'ny mpanjaka hanapaka eo amin'izy ireo tahaka ny an'ny firenena hafa ihany koa.
# Ankatoavy ny feon'ny vahoaka
Eto ny "feo" dia ilazana ny sitrapo na ny fanirian'ny olona. DH: "Ataovy izay lazain'ny olona"
# fa Izaho no nolaviny
Fantatr'i Yaveh fa tsy nandà mpitsara simba toetra fotsiny ny olona, fa nandà an'i Yaveh tsy ho mpanjakany.