plt_tn/1sa/08/04.md

12 lines
619 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tsy mandeha amin'ny lalanao ireo zanakao
Ny fomba fiainan'ny olona dia resahina toy ny hoe lalana. DH: "tsy manao ireo zavatra ataonao" na "tsy manao araka ny fomba fanaonao"
# Manendre mpanjaka ho anay mba hitsara anay tahaka ireo firenena rehetra
Ireo mety ho heviny dia 1) "Anendreo mpanjaka tahaka ny mpanjakan'ireo firenena rehetra izahay mba hitsarany anay" na 2) "Anendreo mpanjaka izay hitsara anay araka ny fitsaran'ny mpanjakan'ny firenena rehetra izahay"
# Manendre mpanjaka ho anay mba hitsara anay
Diso fihevitra ireo mpitarika fa hisy mpanjaka, dia ny zanaka mandimby azy, hanjaka araka ny rariny.