plt_tn/1sa/04/01.md

12 lines
362 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ebenezera ... Afeka
Anaran-toerana ireo.
# resin'ireo Filistina izay nahafaty ... ny Israely
Io dia azo adika hoe DH: "resin'ny Filistina ireo Israelita ary nahafaty"
# teo ho eo amin'ny efatra arivo lahy
Eto dia isa boribory ny isa efatra arivo. Mety ho nisy olona vitsivitsy latsaka na vitsivitsy mihoatra noho izany. DH: "teo ho eo amin'ny 4,000 lahy"