plt_tn/1pe/05/01.md

36 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
I Petera dia miresaka manokana an'ireo lehilahy izay loholona.
# mpikambana ao amin'ny
"iray izay mizara ao amin'ny" na "iray mandray anjara amin'ny"
# ny voninahitra izay efa haseho
Izany dia manambara ny momban'ny fiavian'i Kristy fanindroany. DH: "ny voninahitr'i Kristy izay hambaran'Andriamanitra"
# andraso ny ondrin' Andriamanitra
I Petera dia miresaka ny momba ireo mpino toy ny andian'ondry sy ireo loholona toy ny mpiandry izay mikarakara azy ireo.
# Araho maso izy ireny
"karakarao izy ireo"
# Aza manjakazaka amin'ny olona...Fa kosa, aoka ho fitaratra
Ireo loholona dia tokony hitarika mba ho fitaratra sy tsy handray andraikitra eo amin'ny olona tahaka ny Tompo masiaka manoloana ireo mpanompony.
# Ary rehefa miseho ilay Lohan'ny mpiandry ondry
I Petera dia miresaka momba an'i Jesosy tahaka ny hoe izy no mpiandry ondry izay manana ny fahefana eo amin'ireo mpiandry ondry rehetra. "Rehefa i Jesosy, ny lehiben'ny mpiandry ondry, miseho" na "rehefa manambara an'Andriamanitra i Jesosy, ilay lehiben'ny mpiandry ondry"
# hahazo satro-boninahitra tsy mety simba ianareo
Eto ny teny hoe "satro-boninahitra" dia maneho ny valisoa. Ny teny hoe: "tsy mety simba" dia midika fa mandrakizay izany. DH: "ny loka be voninahitra izay maharitra mandrakizay"
# Ny voninahitra
Be voninahitra