plt_tn/1pe/04/01.md

24 lines
1010 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Petera dia manohy ny fampianarana ireo mpino momba ny fiainan'ny Kristiana. Atombony amin'ny fanomezana ny fehin-keviny tao amin'ny toko teo aloha momba ireo fijalian'i Kristy.
# tamin'ny nofo
"tamin'ny vatany"
# ataovy fiadian'ny tenanareo izany tanjona izany
Ny teny hoe: "ataovy fiadian'ny tenanareo" dia mahatonga ny mpamaky ieritreritra miaramila mitam-piadiana izay vonona amin'ny ady. Ny hoe: "izany tanjona izany" ihany koa dia tahaka ny sarisarin'ny fitaovam-piadiana na fiarovan-tena. Eto ny sarin-teny dia midika fa ireo mpino dia tokony ho tapa-kevitra ao an-tsainy mba hijaly tahaka an'i Jesosy. DH: "omano amin'ny fisainana tahaka izay nananan'i Kristy ny tenanareo"
# nijaly tamin'ny nofo
Eto ny hoe: "nofo" dia midika hoe ny fotoana iainantsika eto an-tany. DH: "nijaly raha mbola teto an-tany"
# nitsahatra tamin'ny fahotana
"tsy nanota intsony"
# ho an'ny fanirian'ny olona
ho an'ny zavatra feno fahotana izay irian'ny olona amin'ny ankapobeny.