plt_tn/1pe/01/24.md

24 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Amin'ireo andininy ireo Petera dia milaza andalana avy amin'Isaia mpaminany mifandray amin'izay vao nolazainy momba azy ireo hateraka amin'ny voa tsy mety maty.
# ny nofo rehetra dia toy ny ahitra
Isaia mpaminany dia mampitaha ny fanetren-tena amin'ny ahitra izay mitombo sy maty aingana. DH: "Ny olona rehetra dia ho faty toy ny hafatesan'ny ahitra''
# ny nofo rehetra
Ny teny hoe ''nofo'' dia maneho ny fanetren-tena. DH: ''ny olona rehetra''
# ny voninahiny rehetra dia toy ny voninkazon'ny ahitra
Eto ny teny hoe ''voninahitra'' dia maneho ny hatsarana. Isaia mpaminany dia mampitaha ireo zavatra izay raisin'ny olona hoe tsara na mahafinaritra momban'ny olombelona amin'ny voninkazo izay maty haingana. DH: "Tsy ho ela ny olombelona dia hitsahatra ny ho tsara, tahaka ny voninkazo ho faty tsy ho ela''
# Izany no vaovao mahafaly
Eto ny teny hoe ''izany'' dia maneho ny ''tenin'ny Tompo''
# Izany ny vaovao mahafaly izay nambara taminareo
DH: "ny vaovao mahafaly izay nambaranay''