12 lines
522 B
Markdown
12 lines
522 B
Markdown
|
# Tsy efa niteny taminao ve aho ... fa loza ihany?
|
||
|
|
||
|
Ahaba dia mametraka ity fanontaniana ity hanamafisana fa efa nilaza ny marina nahakasika an'i Mikaia izy. D.H: "Niteny anao aho ... fa loza ihany!"
|
||
|
|
||
|
# ho lavo any Ramota-gileada
|
||
|
|
||
|
Ahaba maty tamin'ny ady dia voalaza toy ny nahalavo azy. D.H: "maty tany Ramota Gileada"
|
||
|
|
||
|
# Ny iray tamin'izy ireo niteny ... ary ny iray hafa niteny
|
||
|
|
||
|
"Iray ... sy ny iray hafa" dia maneho ireo roa na mihoatra eny an-danitra izay mamaly ny fanontanian'i Yaveh ao amin'ny andininy teo aloha.
|