plt_tn/1ki/19/17.md

20 lines
795 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary amin'izany
Ity andian-teny ity dia nampiasaina handrosoana izay hitranga rehefa manao izay nolazain'i Yaveh taminy ho atao i Elia.
# izay rehetra tafatsoaka tamin'ny sabatr'i Hazaela,
"Sabatra" dia sarinteny amin'ny famonoana toy ny ady. D.H: "na zovy na zovy ny tsy hamonoan'i Hazaela amin'ny sabatra."
# Izaho hamela
Eto ny teny "izaho" sy ny "tenako" dia maneho an'i Yaveh. D.H: "ho voavonjy amin'ny fahafatesana aho"
# olona fito arivo
"olona 7.000"
# ireo izay nandohalika ka tsy niankohoka tamin'ny Bala, sy ireo vava izay tsy mbola nanoroka azy."
"fiankohafana" sy "fanorohana" dia sarinteny amin'ny asan'ny olona natao hanompoana ireo sampy. Ireo dia natambatra ho fanamafisana. D.H: "izay tsy mbola niankohoka sy nanoroka an'i Bala" na "izay tsy mbola nanompo an'i Bala"