8 lines
323 B
Markdown
8 lines
323 B
Markdown
|
# nisy anjely niresaka tamiko nohon'ny tenin'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
"nisy anjely nanome ahy ny hafatra avy amin'i Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# nohon'ny tenin'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Io dia fomba fiteny izay midika fa niteny Yaveh. Eto ny hoe "teny" dia manambara ny hafatr'i Yaveh. Adikao tahaka ny tao amin'ny 13:14 izany andianteny izany. DH: "tamin'ny hafatr'i Yaveh"
|