plt_tn/1ki/12/12.md

8 lines
564 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nampitondra anareo zioga mavesatra
Ny zioga mavesatra dia sarinteny hilazana asa mafy sy izay takiana. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 12:3. DH: "nampijaly anareo" na "nanery anareo mba hiasa mafy"
# Nanafay anareo tamin'ny karavasy ny raiko, fa izaho kosa hanafay anareo amin'ny maingoka.
Io sarinteny io dia midika fa ny sazin'i Rehoboana dia mitetika ny hanome ratsy kokoa mihoatra izay nomen'ny rainy. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 12:10. DH: "Mampiasa ny karavasiny mba hanerena anareo hiasa ny raiko fa izaho hampiasa sazy mafy kokoa aza"