plt_tn/1ki/08/62.md

4 lines
335 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo Israely rehetra niaraka taminy ... ireo Israely rehetra niaraka taminy
Ireto taranaka ireto dia afaka ampitahana na 1) amin'ny olona izay nantsoin'i Solomona tany Jerosalema ka nihaino ao amin'ny andininy faha 8:1 na 2) ireo izay namaky an'i Jerosalema tamin'ny lanonana, tsy ireo olona rehetra izay nonina tany Israely nefa.