16 lines
699 B
Markdown
16 lines
699 B
Markdown
|
# amin'ny fony manontolo sy ny fanahiny manontolo
|
||
|
|
||
|
Ny fomba fiteny hoe "amin'ny ...fo manontolo" dia midika hoe "tanteraka" sy "amin'ny ... fanahy manontolo" dia midika hoe "amin'ny ... momba rehetra". Ireo andian-teny roa ireo dia mitovy hevitra. Toy ny ao amin'ny andininy 2:1. D.H: " amin'ny momba azy manontolo" na "amin'ny heriny manontolo"
|
||
|
|
||
|
# any amin'ny tany
|
||
|
|
||
|
"raha nonina teto amin'ny tany izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# manandrify ny taniny
|
||
|
|
||
|
"Tandrifin'ny tanin'izy ireo." anambarana ny Israely izany.
|
||
|
|
||
|
# ho an'ny anaranao
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "anarana" dia sarinteny ho an'ny olona, ary "ho an' ... anarana" dia anambarana ny fiderana ny olona. Teny mitovy ao amin'ny andininy 3:1 D.H: "izay hideran'ny olona anao"
|