plt_tn/1ki/08/22.md

12 lines
409 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# fivondronan'Israely rehetra
Ity dia amin'ny ankapobeny.
# notanterahinao tamin'ny tananao izany
Ny tanana dia sarinteny ho an'ny hery. D.H: "Tamin'ny herinao no nanantanterahinao izay nolazainao"
# mandeha eo anatrehanao amin'ny fony manontolo
Ny fomba fiainan'ny olona dia nambara ho toy ny fomba fandehanany eny an-dalana. D.H: "mizotra amin'ny fony manontolo amin'ny lalana izay irinao ho azy ireo"