plt_tn/1ki/07/50.md

12 lines
422 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ireo kapoaka ... dia natao tamin'ny volamena madio
D.H: "Nanamboatra ireo kapoaka ny mpiasa ... amin'ny volamena madio"
# Ireo savily ... ia natao tamin'ny volamena madio
D.H: "Nanamboatra ireo savily ... amin'ny volamena madio izy ireo"
# Ireo savilin'ireo varavarana
Eto ny "savily" dia ampitahana amin'ny 1) ireo savily izay eo amin'ny varavarana no miantona, na 2) ireo fanantonana izay iantonan'ny varavarana.