16 lines
703 B
Markdown
16 lines
703 B
Markdown
|
# andalana ampongamben-danitra roa
|
||
|
|
||
|
Ny ampongamben-danitra dia voankazo mafy, mena ary be ranony ireo voany ao anatiny. Tsy dia tena mampiasa ny ampongamben-danitra ny olombelona mba hanaingona ireo andry. Fa ataony amin'ny varahina izany.
|
||
|
|
||
|
# Ireo kapitaly ... noravahana tamin'ny lilia ... efatra hakiho ny hahavony
|
||
|
|
||
|
Ny lilia dia zava-maniry izay malalaka amin'ny lafiny iray ary tena tery amin'ny lafiny iray. D.H: "Nanaingo ireo kapitaly i Hirama ... tamin'ireo lilia varahina, efatra hakiho ny hahavony"
|
||
|
|
||
|
# teo an-tendron'ireo andrin'ny lavarangana
|
||
|
|
||
|
Adikao toy ny ao amin'ny 7:6 ny hoe "lavarangana"
|
||
|
|
||
|
# efatra hakiho
|
||
|
|
||
|
Ny hakiho iray dia mirefy 46 santimetatra. D.H: "eo ho eo amin'ny 1,6 metatra"
|