plt_tn/1jn/05/04.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny olona rehetra izay naterak'Andriamanitra
"ny zanak'Andriamanitra rehetra"
# mandresy an'izao tontolo izao
"mandà hanao ny zavatra ratsy izay ataon'ireo tsy mpino"
# Ary izany dia fandresena izay efa nandresy an'izao tontolo izao: ny finoantsika
"Ny finoantsika dia manome hery antsika mba hanohitra izay rehetra mety hitarika antsika hanota amin'Andriamanitra"
# Iza ilay iray izay mandresy an'izao tontolo izao?
Jaona dia mampiasa io fanontaniana io mba hampidirana zavatra izay tiany ampianarina. DH: "Izaho dia hilaza aminao izay mandresy an'izao tontolo izao"
# izao tontolo izao
Ity andalana ity dia mampiasa ny hoe: "izao tontolo izao" mba hanehoana ny olona mpanota rehetra sy ireo rafitra ratsy eto amin'izao tontolo izao. DH: "ny zava-drehetra izay manohitra an'Andriamanitra eto an-tany"
# ilay iray izay mandresy an'izao tontolo izao? Ilay iray izay mino fa i Jesosy dia Zanak'Andriamanitra
Tsy maneho olona voafaritra izany eto fa izay rehetra mino. DH: "Izay rehetra mino fa Jesosy Kristy dia zanak'Andriamanitra."
# Zanak'Andriamanitra
Fiantsoana manan-danja an'i Jesosy izay mamaritra ny fifandraisany amin'Andriamanitra izany.