plt_tn/1co/16/05.md

4 lines
194 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# mba hahafahanareo manampy ahy amin'ny diako
Izany dia midika fa mety hanome vola na zavatra hafa izay ilain'i Paoly izy ireo mba hahafahany izy sy ny vondron'ny asa fanompoany manohy ny dia.