plt_tn/1co/16/03.md

8 lines
397 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# na iza na iza ekenareo
Paoly dia miresaka amin'ny fiangonana mba hisafidy ny sasany amin'ny olon'izy ireo mba hakana ny fanomezan'izy ireo ho an'i Jerosalema. "na iza na iza safidinareo" na "ny olona izay voatondronareo"
# alefako miaraka amin'ny taratasy
Ireo mety ho dikany: 1) "alefako miaraka amin'ny taratasy izay hosoratako" na 2) "Alefako miaraka amin'ny taratasy izay hosoratanareo."