plt_tn/1co/15/47.md

20 lines
309 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ny olona voalohany dia avy amin'ny tany, namboarina tamin'ny vovoka
Andriamanitra nanao an'ilay lehilahy voalohany, dia i Adama, avy tamin'ny vovoka.
# vovoka
"fotaka"
# olona any an-danitra
Jesosy Kristy
# ireo izay avy any an-danitra
"ireo izay an'Andriamanitra"
# hitondra
"manaiky sy manahaka"