plt_tn/1co/15/45.md

8 lines
287 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fa tsy ny ara-panahy no tonga voalohany fa ny voajanahary, ary avy eo ny ara-panahy
"ny voajanahary no tonga voalohany. Ny ara-panahy avy amin'Andriamanitra ary tonga taty aoriana."
# voajanahary
noforonina araka ny fomban-tany, ary mbola tsy nisy fifandraisana tamin'Andriamanitra