8 lines
425 B
Markdown
8 lines
425 B
Markdown
|
# ahoana no hahafahan'ny sasany aminareo milaza fa tsy misy ny fitsanganana amin'ny maty?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa izany fanontaniana izany Paoly mba hanombohana hevitra vaovao. DH: "tsy tokony hilaza ianareo fa tsy misy ny fitsanganana amin'ny maty!"
|
||
|
|
||
|
# raha tsy misy ny fitsanganana amin'ny maty, dia tsy natsangana akory Kristy
|
||
|
|
||
|
Ny filazana fa tsy misy fitsanganana amin'ny maty dia toy ny milaza fa tsy nitsangana tamin'ny maty Kristy.
|