8 lines
508 B
Markdown
8 lines
508 B
Markdown
|
# hitazona fahanginana
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho dikany: 1) mitsahatra miteny, 2) mitsahatra miteny rehefa misy olona maminany, na 3) mangina tanteraka mandritra ny fanompoam-pivavahana.
|
||
|
|
||
|
# Avy aminareo ve no niavian'ny tenin'Andriamanitra? Ianareo irery ve no voakasik'izany?
|
||
|
|
||
|
Manamafy i Paoly fa tsy ireo Korintiana irery ihany no mahazo izay tian'Andriamanitra ataon'ireo Kristiana. DH: "Ny tenin'Andriamanitra dia tsy avy aminareo ao Korinto; tsy ianareo irery no olona afaka mahatakatra ny sitrapon'Andriamanitra."
|