28 lines
862 B
Markdown
28 lines
862 B
Markdown
|
# Inona no tokony ho ataoko?
|
||
|
|
||
|
Mampiditra ny famaranany i Paoly. DH: "Izao no ho hataoko"
|
||
|
|
||
|
# Hivavaka amin'ny Fanahiko ... hivavaka amin'ny saiko ... Hihira miaraka amin'ny Fanahiko aho ... hihira miaraka amin'ny saiko
|
||
|
|
||
|
Ny vavaka sy ireo hira dia tsy maintsy atao amin'ny fiteny izay azon'ny olona manatrika eo.
|
||
|
|
||
|
# miaraka amin'ny saiko
|
||
|
|
||
|
"miaraka amin'ireo teny izay azoko"
|
||
|
|
||
|
# raha midera an'Andriamanitra ... manome fisaorana ianao ... izay lazainao
|
||
|
|
||
|
Na dia "ianao" aza no ampiasaina eto, dia ny olon-drehetra izay mivavaka amin'ny fanahy ihany no resahin'i Paoly amin'izany, fa tsy izay mivavaka amin'ny saina.
|
||
|
|
||
|
# ahoana no hitenenan'ny vahiny hoe "Amena"
|
||
|
|
||
|
DH: "ny vahiny dia tsy hahay hiteny mihitsy hoe "Amena" ..."
|
||
|
|
||
|
# ny vahiny
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho dikany: 1) "olona hafa" na 2) "olona vaovao ao amin'ny vondronao."
|
||
|
|
||
|
# hiteny hoe "Amena"
|
||
|
|
||
|
"afaka miombon-kevitra"
|