plt_tn/1co/12/07.md

24 lines
761 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ho an'ny tsirairay no nanomezana
Andriamanitra ilay iray izay nanao ny fanomezana (12:4). DH: "Andriamanitra nanome ny tsirairay"
# ho an'ny olona iray no nanomezana avy amin'ny Fanahy ny tenin'ny fahendren
Azo atao hoe: "amin'ny alalan'ny Fanahy no hanomezan'Andriamanitra ny teny ny olona iray"
# avy amin'ny Fanahy
Andriamanitra manome ny fanomezana amin'ny alalan'ny asan'ny Fanahy.
# fahendrena ... fahalalana
Ny fahasamihafan'ireo teny roa ireo dia tsy manan-danja satria Fanahy iray mitovy ihany no omen'Andriamanitra azy ireo.
# ny tenin'ny fahendrena
Paoly dia mampifandray hevitra iray amin'ny teny roa. DH: "teny hendry"
# ny tenin'ny fahalalana
Paoly dia mampifandray hevitra iray amin'ny teny roa. DH: "teny izay mampiseho fahalalana"