plt_tn/1co/11/20.md

24 lines
580 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# miangona ianareo
"miara-mivory"
# tsy ny Fanasan'ny Tompo no hohaninareo
"mety mino ianareo fa mihinana ny Fanasan'ny Tompo, kanefa dia tsy mandray izany am-panajana ianareo"
# isakafoana sy isotroana
"izay hiangonana mba hisakafoana"
# tsinontsinoavina
mankahala na tsy manaja amin'ny tsy fanomezam-boninahitra
# hahetrinareo
manala baraka na manao izay mahamenatra
# Inona no tokony ho teneniko aminareo? Tokony hidera anareo ve aho?
Mibedy an'ireo Korintiana i Paoly. DH: "Tsy afaka milaza na inona na inona tsara momba izany aho. Tsy afaka ny hidera anareo aho."