24 lines
772 B
Markdown
24 lines
772 B
Markdown
|
# Voafatotra ... Aza mitady ... Afaka amin'ny ... Aza mitady ... Raha ny vehivavy ... dia tsy nanota
|
||
|
|
||
|
Paoly dia miresaka amin'ireo Korintiana toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany ny tranga rehetra misy hoe: "Ianao" sy ny didy hoe: "aza mitady" eto dia manondro olon-tokana.
|
||
|
|
||
|
# Voafatotra amin'ny vehivavy ve ianao? Aza mitady
|
||
|
|
||
|
Paoly dia miresaka amin'ireo lehilahy manambady. DH: "Raha efa manambady ianao, dia aza mitady..."
|
||
|
|
||
|
# Afaka amin'ny vadinao ve ianao? Aza mitady
|
||
|
|
||
|
Paoly dia miresaka amin'ireo lehilahy izay tsy mbola manambady. DH: "Raha tsy mbola manambady ianao ankehitriny, dia aza mitady"
|
||
|
|
||
|
# Aza mitady vady
|
||
|
|
||
|
"aza manandrana ny hanambady akory"
|
||
|
|
||
|
# nanota
|
||
|
|
||
|
"nahavita"
|
||
|
|
||
|
# ary izaho dia te hanala anao amin'izany
|
||
|
|
||
|
"Tsy tiko hanana azy ireo ianareo"
|