16 lines
843 B
Markdown
16 lines
843 B
Markdown
|
# Amin'ny toe-javatra toy izany, ny rahalahy na ny rahavavy dia tsy voafatotr'ireo voadin'izy ireo
|
||
|
|
||
|
"Amin'ny toe-javatra toy izany, Andriamanitra dia tsy mitaky ny hanohizan'ilay vadiny hankato ny voadim-panambadiana"
|
||
|
|
||
|
# ahoana no ahalalanao, ry vehivavy ... ho voavonjinao ny vadinao ... ahoana no ahalalanao, ry lehilahy ... ho voavonjinao ny vadinao
|
||
|
|
||
|
Paoly dia miresaka amin'ireo Korintiana toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, ka noho izany dia "-nao" no ampiasaina eto.
|
||
|
|
||
|
# ahoana no ahalalanao, ry vehivavy, raha ho voavonjinao ny vadinao?
|
||
|
|
||
|
Afaka lazaina mivantana izany. DH: "Ianao dia tsy afaka ny hahalala raha hamonjy ny vadinao izay tsy mino ianao"
|
||
|
|
||
|
# ahoana no ahalalanao, ry lehilahy, raha ho voavonjinao ny vadinao
|
||
|
|
||
|
Afaka lazaina mivantana izany. DH: "Ianao dia tsy afaka ny hahalala raha hamonjy ny vadinao izay tsy mino ianao"
|