32 lines
1.3 KiB
Markdown
32 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Aza mifanakatsakana ianareo tsirairay
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe: "manakatsakana" dia midika hoe fihazonana zavatra iray hananan'olon-kafa zo hahazo izany. "Aza mandà ny hanana firaisana ara-panambadiana miaraka amin'ny vadinao"
|
||
|
|
||
|
# mba hahafahanareo manokan-tena amin'ny vavaka
|
||
|
|
||
|
mba hananana fotoana manokana ho an'ny vavaka
|
||
|
|
||
|
# manokan-tena
|
||
|
|
||
|
"manolo-tena"
|
||
|
|
||
|
# hiara-hatory indray ianareo
|
||
|
|
||
|
"hiara-handry indray"
|
||
|
|
||
|
# nohon'ny tsy fanananareo fifehezan-tena
|
||
|
|
||
|
fifehezana - "satria aorian'ny andro vitsivitsy, dia ho sarotra ny hifehy ny filàna ara-nofonareo"
|
||
|
|
||
|
# izaho dia milaza ireo zavatra ireo aminareo am-pahalalahana fa tsy didy akory
|
||
|
|
||
|
Mety hidika izany fa i Paoly dia milaza amin'ireo Korintiana fa mamela azy ireo izy, fa tsy mandidy azy ireo mba 1) hanambady sy hiara-mandry na 2) tsy hiara-mandry amin'ny fotoana iray.
|
||
|
|
||
|
# ho toa ahy
|
||
|
|
||
|
Na tsy nanambady mihitsy aza i Paoly na maty aza ny vadiny. Tsy voatery hoe nandalo fisaraham-panambadiana akory izy.
|
||
|
|
||
|
# Fa ny tsirairay dia samy manana ny fanomezam-pahasoavany manokana avy amin'Andriamanitra. Ny iray manana ity karazam-panomezam-pahasoavana ity, ary ny iray hafa manana karazany hafa koa.
|
||
|
|
||
|
"Andriamanitra mamela ny olona hanao zavatra isan-karazany. Mamela ny olona hanao zavatra iray ary mamela olona iray hafa hanao zavatra hafa Izy"
|