plt_tn/1co/06/16.md

12 lines
569 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Moa tsy fantatrareo ve fa ... aminy?
Manomboka mampianatra an'ireo Korintiana amin'ny fanamafisana ny marina izay efa fantatr'izy ireo i Paoly. "Te-hampatsiahy anareo aho fa ... aminy."
# izay miray amin'ny mpivaro-tena dia lasa nofo iray aminy
Azo atao hoe: "Rehefa misy olona iray mampiray ny tenany amin'ny mpivaro-tena, dia toy ny hoe lasa iray ihany ny tenan'izy ireo"
# Fa izy izay miray amin'ny Tompo dia lasa fanahy iray Aminy
Azo adika hoe: "rehefa akamban'ny Tompo amin'ny fanahin'ny olona ny fanahiny, dia toy ny lasa fanahy iray ny fanahin'izy ireo"