plt_tn/1co/06/07.md

12 lines
460 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# faharesena
"tsy fahombiazana" na "fatiantoka"
# Fa tsy aleo ve mijaly amin'ny fahadisoana? Fa tsy aleo ve avela ho voafitaka ny tenanareo?
Manohy manao izay mahamenatra an'ireo Korintiana i Paoly. DH: "Ho tsara kokoa raha mamela ny sasany hanaratsy anareo sy hamitaka anareo ianareo toy izay hitondra azy ireo any amin'ny fitsarana."
# rahalahinareo ihany
Ireo mpino rehetra ao amin'i Kristy dia mpirahalahy sy mpirahavavy. "Ireo mpino namanareo ihany"