plt_tn/1co/05/09.md

20 lines
532 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# olona mpijangajanga
Izany dia maneho ireo olona izay milaza ho mpino an'i Kristy kanefa manana toetra toy izany.
# ny olona mpijangajangan'izao tontolo izao
Ireo olona izay nisafidy ny hiaina amin'ny fomba fiainana maloto, dia ireo tsy mpino.
# ireo tsy mahonon-tena
"ireo izay vonona hanao ny tsy marina mba hahazoana izay hananan'ny hafa"
# ireo mpisoloky
Izany dia hilazana ny olona izay mamitaka mba hahazoana ny fananan'ny hafa.
# mila miala amin'izao tontolo izao ianareo
"mila miala amin'ny olon-drehetra ianareo"