plt_tn/1co/02/08.md

16 lines
922 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ilay Tompon'ny voninahitra
"Jesosy, ilay Tompo be voninahitra"
# Ireo zavatra izay tsy nisy maso nahita ... eritreritra nahazo an-tsaina, ireo zavatra ... ho an'ireo tia Azy
Fehezanteny tsy feno io. Ireo dikan-teny sasany dia manao izany ho fehezanteny feno: "Ireo zavatra izay tsy nisy maso nahita ... nahazo an-tsaina; ireo no zavatra ... izay tia azy." Ireo dikan-teny hafa dia mamela izany tsy ho feno: "Ireo zavatra izay tsy nisy maso nahita ... nahazo an-tsaina, ireo zavatra ... izay tia azy'-"
# Ireo zavatra izay tsy nisy maso nahita, tsy nisy sofina nandre, tsy nisy eritreritra nahazo an-tsaina
Izany dia zavatra telo izay manambara ny olona manontolo mba hanamafisana fa tsy nisy olona nahafantatra ireo zavatra izay efa nomanin'Andriamanitra.
# ireo zavatra izay nomanin' Andriamanitra ho an'ireo tia Azy
Namorona zavatra tsy ampoizina mahatalanjona any an-danitra ho an'ireo izay tia Azy ny Tompo.