plt_tn/1co/01/20.md

20 lines
903 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Aiza ny olon-kendry? Aiza ny manam-pahaizana? Aiza ny mpiady hevitra an'izao tontolo izao?
Paoly dia manamafy fa tsy hita na aiza na aiza ny tena olon-kendry. DH: "Oharina amin'ny fahendren'ny filazantsara, dia tsy misy olon-kendry, tsy misy manam-pahaizana, tsy misy mpiady hevitra!"
# ny manam-pahaizana
olona iray izay fantatra fa nianatra zavatra be
# ny mpiady hevitra
olona iray izay milaza ny zavatra fantany na izay mahay fandresan-dahatra tahaka izany
# Moa tsy navadik'Andriamanitra ho fahadalana ve ny fahendren'izao tontolo izao?
Mampiasa izany fanontaniana izany i Paoly mba hanamafisana izay zava-bitan'Andriamanitra tamin'ny fahendren'izao tontolo izao. DH: "Nampiseho Andriamanitra fa ny zavatra rehetra izay nantsoin'izy ireo hoe fahendrena dia tena fahadalana"
# ireo izay mino
Ireo mety ho dikany dia 1) "izay rehetra mino ilay hafatra" na "izay rehetra mino an'i Kristy."