plt_tn/1ch/28/01.md

16 lines
332 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# manam-boninahitra
Jereo no nanadikanao azy ao amin'ny 24:4
# asa voalahatra
Asa izay mila atao miverimberina, ohatra hoe isan'andro na isam-bolana.
# an'arivo sy an-jato
"1 000 sy 100"
# harena sy fananana
Ireo teny roa ireo dia mizara hevitra mitovy ary ilazana ireo zavatra rehetra sy ireo tany izay nananan'ny mpanjaka.