plt_tn/1ch/17/19.md

12 lines
333 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nohon'ny amin'ny mpanomponao
D.H: "tombony ho ahy"
# navotanao avy any Egypta
D.H: "navotana tamin'ny fanandevozana tany Egypta."
# ireo asa lehibe sy mahagaga
Ireo teny hoe "Lehibe" sy "mahagaga" dia midika amin'ny ankapobeny zavatra mitovy ihany ary mampisongadina ny hamafisan'ny fahalehibeazana. D.H: "tena asa mahagaga."