clean OT files

This commit is contained in:
Larry Versaw 2023-05-16 12:26:42 -06:00
parent 0a1f4c2dfb
commit 24af1f4b53
1 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -491,7 +491,7 @@
\p
\v 1 Ireo zanaka lahin'i Jisakara efatra dia i Tola, Poa, Jasoba ary Simrona.
\q
\v 2 Ireo zanaka lahin'i Tola dia Ozy, Refaia, Jeriela, Jamay, Jibsama ary Samoela. Izy ireo no lohany ao amin'ny fianakavian'ny rain'izy ireo, avy amin'ny taranak'i Tola ary izy ireo dia isan'ireo mpiady mahery tamin'ny andron'izy ireo. 22,600 no isan'izy ireo tamin'ny andron'i Davida.
\v 2 Ireo zanaka lahin'i Tola dia Ozy, Refaia, Jeriela, Jamay, Jibsama ary Samoela. Izy ireo no lohany ao amin'ny fianakavian'ny rain'izy ireo, avy amin'ny taranak'i Tola ary izy ireo dia isan'ireo mpiady mahery tamin'ny andron'izy ireo. 22.600 no isan'izy ireo tamin'ny andron'i Davida.
\q
\v 3 Ny zanak'i Ozy dia i Jizrahia. Ireo zanany lahy dia Mikaela, Obadia, Joela, ary Jisia, izy dimy ireo dia mpitarika foko avy.
\q2
@ -501,7 +501,7 @@
\q2
\v 6 Ireo zanak'i Benjamina telo lahy dia i Bela, Bakera, ary Jediaela.
\q
\v 7 Ireo zanak'i Bela dimy lahy dia i Ezbona, Ozy, Oziela, Jerimota, ary Iry. Izy ireo dia miaramila sy fiandohan'ireo foko. Niisa 22,034 ireo lehilahy mpiady, araky ny lisitry ny fianakavian'ny razamben'izy ireo.
\v 7 Ireo zanak'i Bela dimy lahy dia i Ezbona, Ozy, Oziela, Jerimota, ary Iry. Izy ireo dia miaramila sy fiandohan'ireo foko. Niisa 22.034 ireo lehilahy mpiady, araky ny lisitry ny fianakavian'ny razamben'izy ireo.
\q2
\v 8 Ireo zanaka lahin'i Bakera dia i Zemira, Joasy, Eliezera, Elioenay, Omry, Jerimota, Abia, Anatota, ary Alameta. Ireo rehetra ireo dia zanany lahy.
\q2