plt_zep_tn/01/14.txt

34 lines
2.2 KiB
Plaintext

[
{
"title": "Antomotra, antomotra sy mahafaingana",
"body": "Ny fiverimberenan'ny teny hoe \"antomotra,\" miaraka amin'ny andian-teny \"mihafaingana\" dia manasongadina izany andro rehefa hipotra hitsara ny olona Yaveh. DH: \"hidio ary avy eto haigana.\""
},
{
"title": "Izany andro izany dia ho andron'ny fahatezerana ... ireo tilikambo avo",
"body": "Manasongadina ny hamafin'ny fitsaran'Andriamanitra ity fanambarana ity. Ny ankamaroan'ny sarin-teny dia mitombo sy maneho ny faharavan'ny natiora amin'ny fitsarana faran'Andriamanitra. Mamorona songadina izany."
},
{
"title": "Andron'ny fahoriana sy fahalevonana",
"body": "Ireo teny hoe \"fahoriana\" sy \"fahavelomana dia madika zavatra mitovy ary manasongadina ny tanjaky ny olon'ny fahoriana. DH: \"andro hanaovana zavatra mampahory ny olona.\""
},
{
"title": "Andron'ny tafio-drivotra sy fanafoanana",
"body": "Oharina amin'ny faminavinana ny fitsarana ny teny hoe \"tafio-drivotra\" eto. Soritsoritina amin'ny vokatry ny fitsarana ny teny hoe \"fanafoanana\". DH: \"ny andron'ny fanafoanana ny tafio-drivotra\" na \"andro fanafoanana ny fitsarana.\""
},
{
"title": "Andron'ny fahamaizinana sy fanjombonana",
"body": "Manasongadina ny herin'ny fahamaizinana ny teny hoe \"fahamaizinana\" sy \"fanjombonana\". Oharina amin'ny fotoan-dratsy na faminavinana ny fitsarana. DH: \"andro feno fahamaizinana\" na \"andron'ny fitsarana ratsy.\" "
},
{
"title": "Andron'ny rahona sy haizim-pito",
"body": "Mitovy dika ireo andian-teny ireo, ary manamafy ny hevitry ny teo aloha, tahaka ny izany andian-teny izany, oharina amin'ny faminavinana ny fitsarana ny \"rahona\" sy \"haizim-pito\". DH: \"andro feno haizi-pahamaizinana eny amin'ny lanitra\""
},
{
"title": "Andron'ny trompetra sy fanairana",
"body": "Mitovy hevitra ihany eto ireo teny hoe: \"trompetra\" sy \"fanairana\". Midika ho fiantsoana ireo miaramila mba hiomana amin'ny ady ireo teny roa ireo. DH: \"andro nampanenoana ny fanairana amin'ny ady.\""
},
{
"title": "Ireo tanàna mimanda sy ireo tilikambo avo",
"body": "Ireo anfian-teny roa ireo dia oharina amin'ny fiarovana mafy ho an'ny miaramila DH: \"mampatanjaka tsara ireo tanàna.\""
}
]