Fri Sep 21 2018 16:04:49 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2018-09-21 16:04:49 +02:00
parent af3a3f3a75
commit 83cc912aec
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -13,6 +13,6 @@
},
{
"title": "Noho izany, izaho tenako dia manompo ny lalàn'Andriamanitra amin'ny saiko. Na dia izany aza, dia manompo ny fitsipikin'ny fahotana amin'ny nofo aho.",
"body": "Ny fisainana sy ny nofo dia nampiasaina hanehoana ny fomba fampitahan'izy ireo na ny fanompoana ny lalàn'Andriamanitra na ny fitsipiky ny fahotana. Amin'ny na fisainana ahafahan'iray misafidy ny ampifaly na ankatoa an'Andriamanitra ary miaraka amin'ny nofo na toetry ny vatana ny hanompo ny fahotana. DH: \"Ny saiko dia misafidy ny ampifaly an'Andriamanitra, nefa ny nofoko dia misafidy ny ankatoa ny fahotana\""
"body": "Ny fisainana sy ny nofo eto dia ampiasaina hanehoana ny fomba fampitahan'izy ireo ny fanompoana ny lalàn'Andriamanitra sy ny fanompoana ny fitsipiky ny fahotana. Amin'ny saina na eritreritra no ahafahan'ny olona iray mampifaly an'Andriamanitra sy mankatoa Azy, ary amin'ny nofo na ny toetra ara-nofo no ahafahany manompo ny fahotana. DH: \"Ny saiko dia misafidy ny hampifaly an'Andriamanitra, nefa ny nofoko dia misafidy ny hankatoa ny fahotana\""
}
]