plt_neh_tn/08/18.txt

22 lines
770 B
Plaintext

[
{
"title": " nanomboka tamin'ny andro voalohany ka hatramin'ny farany",
"body": "Ity dia mampahafantatra fa izany dia nandritra ny faran'ny erinandron'ny firavoravoana manontolo. DH: \"nanomboka ny andro voalohany hatramin'ny faran'ny erinandro\""
},
{
"title": "Nitandrina ny firavoravoana",
"body": "\"nanao firavoravoana izy ireo\" na \"nankalaza ny firavoravoana izy ireo\""
},
{
"title": "ny andro fahavalo",
"body": "\"ny andro faha-8\""
},
{
"title": "fivoriana manetriketrika",
"body": "Io dia fivoriana masina"
},
{
"title": "ho fankatoavana ny lalàna",
"body": "Izany dia fampahafantarana fa ilay \"lalàna\" no didin'Yaveh mahakasika ny fomba hiafaran'ny firavoravon'ny fialofana. DH: \"araka ny nandidian'Andriamanitra\""
}
]