plt_neh_tn/07/73.txt

26 lines
876 B
Plaintext

[
{
"title": "ireo mpiandry vavahady",
"body": "Adikao toy ny tao amin'ny 7:1"
},
{
"title": "ireo mpihira",
"body": "Adikao toy ny tao amin'ny 7:1"
},
{
"title": "sasany amin'ny vahoaka",
"body": "Io dia manondro ireo Israelita sasany izay sady tsy mpisorona no mpiasa ao amin'ny tempoly."
},
{
"title": "ary ny Israely rehetra",
"body": "Ireto avy no azo andikana azy. 1) ireo vondron'Israelita izay voatonona ao amin'ity andininy ity na 2) ireo Israelita ambony izay tsy niasa tao an-tempoly."
},
{
"title": "ny volana fahafito",
"body": "\"volana faha-7\". Io no volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny faran'ny volana Septambra sy fiandohan'ny volana Oktobra amin'ny tetiandro tandrefana."
},
{
"title": "nametrahana ... tao amin'ny tanànan'izy ireo",
"body": "\"nipetraka tao amin'ny tanànan'izy ireo\""
}
]