plt_neh_tn/01/10.txt

42 lines
1.9 KiB
Plaintext

[
{
"title": "Fampahafantarana amin'ny ankapobeny",
"body": "Nanohy ny vavakany i Nehemia."
},
{
"title": "Ary",
"body": "Io teny io dia nampiasaina teto mba ho mari-pitsaharana amin'ny vavak'i Nehemia. Eto izy dia manomboka manao ny fangatahany miainga amin'ny fampanantenan'Yaveh."
},
{
"title": "mpanomponao sy olonao izy ireo",
"body": "Ny \"izy ireo\" eto dia manondro ireo vahoaka Israelita."
},
{
"title": "tamin'ny herinao lehibe sy ny tananao mahery.",
"body": "Eto ny \"tanana\" dia maneho ny hery na fahefana. Ireo teny roa ireo dia manamafy ny haleben'ny fahefan'Yaveh. DH: \"tamin'ny fahefanao lehibe sy tanjakao\" na \"tamin'ny herinao matanjaka\""
},
{
"title": "ny vavaky ny mpanomponao ",
"body": "Eto ny \"mpanomponao\" dia manondro an'i Nehemia. Toy izany ny firesaky ny olona amin'ny lehibeny mba ampisehoana fanajana sy fanetre-tena."
},
{
"title": "ny vavak'ireo mpanomponao ",
"body": "Eto ny \"ireo mpanomponao\" dia manondro ny ambon'ireo vahoaka Israelita izay nivavaka tamin'Yaveh mba hiasa amin'ny anaran'ny vahoakany sy amin'ny anaran'i Jerosalema."
},
{
"title": "izay manaja ny anaranao fatratra",
"body": "Eto ny \"anarana\" dia manondro an'Yaveh. DH: \"izay faly manome voninahitra anao\""
},
{
"title": " hiantrao eo imason'io lehilahy io izy",
"body": "Eto ny \"izy\" dia manondro an'i Nehemia tenany ihany mba hanehoany fanetre-tena eo anatrehan'Andriamanitra, ary ny hoe \"io lehilahy\" io\" dia manondro an'i Artaksersesy, mpanjakan'i Persa."
},
{
"title": "eo imason'io lehilahy io",
"body": "Miresaka ny fihetsiky ny mpanjaka i Nehemia. DH: \"mangataka mba hanana fihantrana amiko ny mpanjaka\" "
},
{
"title": "nanompo ho mpitondra kapoaka teo amin'ny mpanjaka aho",
"body": "Io dia fampahafantarana fototra momban'ny andraikitr'i Nehemia tao amin'ny lapa fitsaran'ny mpanjaka. Ny fiteneninao dia mety manana fomba manokana hanamarihana ny fampahafantarana fototra."
}
]