plt_neh_tn/03/31.txt

26 lines
766 B
Plaintext

[
{
"title": "Teo anilany ",
"body": "\"teo akaikiny\""
},
{
"title": "Malkia",
"body": "Izany dia anaran-dehilahy."
},
{
"title": "mpanefy volamena",
"body": "ny mpanefy volamena dia olona izay mpanambotra firavaka vita amin'ny volamena na zavatra hafa vita amin'ny volamena."
},
{
"title": "nanamboatra ny tranon'ny ... mpivarotra dia nanamboatra",
"body": "Ireo fehezanteny ireo dia miresaka ny fanamboarana ilay manda. DH: \"nanamboatra ilay manda mankany amin'ilay trano ... ireo mpivarotra dia nanamboatra\"\n"
},
{
"title": " efitrano ambony",
"body": "Efitrano any amin'ny rihana ambony indrindra izay hipetrahan'ny olona"
},
{
"title": "Vavahadin'Ondry",
"body": "Izany no anaran'ilay fidirana Mankany amin'ny manda."
}
]