plt_neh_tn/12/24.txt

14 lines
762 B
Plaintext

[
{
"title": "izay nijoro nanatrika azy ireo mba hanome fiderana sy hanome fisaorana, mifamaly ny isam-paritra",
"body": "Izany dia manondro ny fomba nihiran'izy ireo ny hirany tamin'ny fiderana. Ny mpitarika na ny vondrona dia mihira andian-teny iray, avy eo ny vondrona iray na roa \"mijoro eny ampitan'izy ireo\" mihira andian-teny iray hafa mamaly azy ireo."
},
{
"title": "fankatoavana ny didin'i Davida",
"body": "Nandidy ireo Levita amin'ny fomba handaminana sy hitarian'izy ireo ny fiderana i Davida mpanjaka."
},
{
"title": "Hasabia, Sherebia ... Jesoa ... Kadmiela ... Davida ... Matania, Bakbokia, Obadia, Mesolama, Talmona, and Akoba ... Joiakima ... Jesoa ... Jozadaka ... Nehemia ... Ezra",
"body": "Ireo dia anaran-dehilahy."
}
]